Teny iditra tafidina (idina)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Qui est descendu [1.3]
Ohatra Nony tafidina aho, dia mbola namerina fisaorana azy roa lahy ary nanao veloma azy. [2.4]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20