Teny iditra tafiditra (iditra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy (fiteny tsy mihaja) Mamo: Tafiditra Rangahy iny izany ka mivembena izaitsizy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy entered, gone in. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay engagé; inclus [SLP 1986]
Sampanteny 
Ohatra 
1moa tafiditrao ny entana rehetra ? (avez-vous rentrés tous les paquets ?) [Malzac: Grammaire, takila 59]
2Bina no tafiditra mialoha tao an-trano. [Rajaonarivelo: Bina, takila 106]
Teny nalaina 

2015/03/28