Teny iditra tafio-drivotra (rivotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy karazan-drivodoza [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a high wind, a hurricane [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay grand vent, cyclone [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31