Teny iditra tafoforana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovan' ny mpanefy itsofany ny afo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Bellows [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Soufflet de forgeron [1.8]
Ohatra Ny lehilahy ao ny mamaky kitay, ao ny mamono omby, ao ny mandrasa hena, ao ny mitsoka tafoforana sy manefy , ao ny mihazakazaka sy manaza-tena mitoraka amin' ny hazo lava. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31