Teny iditra | tafondro manodidina | |
Singan-teny | tafondro ; manodidina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Poa-tafondro indroa ambin' ny folo izay natao taloha rehefa misy firavoravoan-dehibe na fandraisam-bahiny manankaja ambony [1.1] | |
Ohatra | ary nipoaka intelo ny tafondro manodidina
[2.48] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |