Teny iditra tafy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mitovy ny ilany roa fa samy hafa; enti-milaza zavatra roa ka ny ankilany kely, na tailana, na misondrotra avo kokoa noho ny andaniny: Tafy ila ny tafon-tranon-dry zareo erỳ ambony andrefana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy unequal, disproportionate. [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tafy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandrakofan-damba na akanjo ny tena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy clothing, the act of clothing. [Ar. ataf.] [Richardson 1885]
 clothing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay habit, vêtement [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

2012/05/17