Teny iditra tahaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity! [1.1]
 Dika mitovy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Like, similar to [1.2, 1.7]
 As [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Semblable, pareil [1.8]
 Copie [1.13]
Ohatra 
1ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324]
2Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada? [2.470]
3Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : tahaka, tahaky, taha-
Filaza mandidy : tahafa
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra taka
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Kamban-teny 

Teny iditra ta-haka
Singan-teny ta ; maka
Sokajin-teny kambanteny

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/17