Teny iditra tahana (taha)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vadibe nomena taha: Notahan-dRakoto Rasoa dia nampakatra bodokely indray ny anao lahy
Enti-milaza ny renirano nandatsahana vola mba ho tafita soa aman-tsara ny tena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tahana, tahako, tahanao, tahany, tahantsika, tahanay, tahanareo, tahan', tahan-, taham-, taha-
Ny lasa : notahana, notahako, notahanao, notahany, notahantsika, notahanay, notahanareo, notahan', notahan-, notaham-, notaha-
Ny hoavy : hotahana, hotahako, hotahanao, hotahany, hotahantsika, hotahanay, hotahanareo, hotahan', hotahan-, hotaham-, hotaha-
Filaza mandidy : tahao

Teny iditra Tahana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Tahana [2.996]
Fanazavàna teny malagasy  [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Tahan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Tahân [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Tehena

Teny iditra Tahana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Tahan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Tahân [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Tehena
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20