Teny iditra tahia
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Angaka kely mitovy amin' ny tsiriry ny volony (Dendrocygna major) [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay petit canard sauvage [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Anarana siantifika Dendrocygna major
Ohatra Tamin' izany fotoana izany, mbola be vorona an-drano tany Antsihanaka: tsiriry, angaka, tahia, talevana. [Andraina: Mitaraina, takila 76]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31