Teny iditra tahina (tahy)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Ambinina, hasoavina: Hotahin' Andriamanitra anie ianareo [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be blessed, to be benefited [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on bénit, qu'on aide [Hallanger 1974]
Ny bikany  
tahina
tahiko
tahinao
tahiny
tahintsika
tahinay
tahinareo
tahin'
tahin-
tahim-
tahi-
notahina
notahiko
notahinao
notahiny
notahintsika
notahinay
notahinareo
notahin'
notahin-
notahim-
notahi-
hotahina
hotahiko
hotahinao
hotahiny
hotahintsika
hotahinay
hotahinareo
hotahin'
hotahin-
hotahim-
hotahi-
tahio
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/19