Teny iditra tahontahona
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsotra loatra, miveravera rehefa manao zavatra, mitavozavoza, midrahodraho; manta vava [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay simple, maladroit, bouché, indiscret, qui révèle tout par simplicité [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra Iza koa ireny, hoy I Saonina, niteny tsy tahontahona... [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 180]

2012/08/23