Teny iditra tahotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy fear, terror [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay crainte, terreur [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
tahotra
tahotro
tahotrao
tahony
tahotsika
tahotray
tahotrareo
tahotr'
taho-
tahotry
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako: [Andraina: Mitaraina, takila 96]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2017/06/29