Teny iditra taimanjinina
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Loarana amin' ny sotrobe voatavo ny taimanjinina ka atao anaty maharitrafo ambody fatana. [2.470]
2Very fotsiny re ny taimanjinina avy amin' ny fanaovan-tsiramamy, ka aleo hividianantsika lahy sy vavy eny e. [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : taimanjinina, taimanjiniko, taimanjininao, taimanjininy, taimanjinintsika, taimanjininay, taimanjininareo, taimanjinin', taimanjinin-, taimanjinim-, taimanjini-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31