Teny iditra taimbolokano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lavenona sy etona mivoaka avy amin'ny volokano mipoaka ary mivaingana rehefa mangatsiaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Scories [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31