Teny iditra taim-by (tay, vy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny harafesina na tain-drendrika avy amin' ny vy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy iron slag, scoria [Richardson 1885]
 scoria, slag [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay scorie [Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
 scories de fer [Rajaonarimanana 1996]
Famaritana frantsay [ taimby ] limaille de fer [SLP 1986]
Voambolana 
Teny nalaina 

2012/09/12