Teny iditra taingo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitangosana ny tsirin' ny zavamaniry, na ny laingony; fanapahana ny lamgon-javamaniry na ny tendrony; fijinjana eny amin' ny hato-bary fotsiny. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/07/13