Teny iditra taitra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy matory intsony, efa mifoha na mahatsiaro: Tamin' ny dimy aho dia taitra aninaraina
¶ Mivadipo, mirongatra tampoka eo am-pahitana zavatra mahatsiravina, na fandrenesana loza tsy nampoizina: Taitra aho nahita ilay aloka nivoaka avy tao anaty kirihitra ka nanitsy nankeny amiko ~ Taitra Rakoto nandre ny vadiny voadonan' ny fiarakodia
Mitovy hevitra: ankona ~ hendratra ~ kehana ~ mamaky takotra ~ miantsambotra ~ midobodoboka ~ mientana iray ihany ~ mikopapaka ~ mikoropaka ~ miontana ~ mirongatra ~ misarongatra ~ mitsamboatra ~ mivadi-po ~ tsy maharay tena ~ vahotra ~ varahontsana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy startled, shocked [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay surpris, épouvanté subitement, saisi par la peur [Abinal 1888]
 surpris, choqué [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
taitra
taitran'
tai-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/09/06