Teny iditra taka-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe takatra
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra taka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana fanisana ny kofehy voafoly isantokony folo: Kofehy valo taka
Marina, indrindra amin' ny isa: Folo taka: folo marina tsara, tsy mihoatra tsy latsaka, folo jipotra tsara [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17