Teny iditra taka-drano (takatra, rano)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Hita amin’ity faritra ity ny voly kafe, letisia, jirofo ary ankehitriny dia efa tafiditra ny voly vanila amin’ireo toerana avo tsy taka-drano. [Tsimahaketraka Jeannette]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31