Teny iditra takaitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kilema ara-batana hatrany an-kibondreny na azo tamin' ny voina na aretina nahavoa, ka tsy mety hafenina intsony: Tany an' ady no nahazoan-dRabe an' io takaitra io
¶ Fahasimbana, tsiny, kilema: Misy takaitra kely lahy ity lovia porosolaina ity. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a defect, a physical handicap [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay défaut, tare [Hallanger 1974]
Famaritana malagasy kilema [SLP 1986]
Famaritana frantsay un défaut, une avarie, un mal, une dette [Abinal 1888]
Famaritana frantsay infirmité [SLP 1986]
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/09/06