Teny iditra takalom-patsa vidimpihinanana
Singan-teny takalo ; patsa ; vidy ; fihinanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza ny setrin' ny zavatra omena olona; nanaovan' ny hafa ka tsy maintsy manao aminy koa: fifankaleovana no tena heviny; enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon' ny soa nataony taminao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24