Teny iditra takamoa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tamaboha boribory nofoanan-drivotra ao anatiny ary Inlay tsiratsiraka andalovan-drianaratra ka zary mena mivaivay miteraka hazavana; ampola [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   ampoule, lampe électrique [SLP: Voambolana]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2011/12/21