Teny iditra | takarina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana miresaka na mihinana any antranon' olon-kafa [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | takarina (takatra) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ezahina tratrarina amin' ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io [1.1] | |||||||||||||||
Ezahina tratrarina amin' ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be reached, to be attained to [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Auquel on atteint, où l'on arrive [1.8] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | akitrana, anatrika, antarika, antraika, katraina, takarina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |