Teny iditra take
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hazo amehezana ny ladirisy eo am-pototry [...] [Sakalava] [tohiny Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra take
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy   maka, mihazona
¶ mandrombaka, mamabo
¶ mandray
¶ mangalatra
¶ manala (marika)
¶ mitondra
¶ mitaingina fiara mba handeha
¶ maka (sary)
¶ manotrona
¶ mamandrika (gazety)
¶ manoratra
¶ mihevitra ho [Hallanger 1969]

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/19