Teny iditra takemotra (hemotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fiverenana tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra; hemotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de se recoquiller, de reculer par honte, par crainte [Abinal 1888]
Sampanteny 

2016/03/09