Teny iditra takepake
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Harona na tanty kely mifatotra eny am-balan'ny mpanihika fametrahana ny trondro azo: Mitondrà takepake fa hanihike sady hidingo hantsirana ( mitondra haronkely ny trondro azo) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31