Teny iditra | taketra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Kilema ara-batana hatrany an-kibon-dreny na azo tamin' ny voina na aretina nahavoa, ka tsy mety hafenina intsony: Tany an' ady no nahazoan-dRabe an' io takaitra io Fahasimbana, tsiny, kilema: Misy takaitra kely lahy ity lovia porosolaina ity. Homan-takaitra: mihinana zavatr' olona izay mbola tsy maintsy honerana any aoriana [1.1] | |
Tovy hevitra | takaitra | |
Fivaditsoratra | takatre, taketra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/28 |