Teny iditra takibaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano] lanivoa [Rakotosaona 1972]
 Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja. [Voambolana: Haiaina]
¶ Ilazana ny elanelan' ny zoro amin' ny rindrina, na afovoan' ny zoro anankiroa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay le flanc, la partie située entre la hanche et les côtes. [Voambolana: Haiaina]
¶ la partie moyenne des cloisons, celle qui est vers le milieur d'une chose, le milieu [Abinal 1888]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

2012/08/23