Teny iditra takiky (kiky)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy manan-javatra na inona na inona, vava takiky
¶ Manjoretra sy mitanondrika. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui n'a plus rien, complètement ruiné [Abinal 1888]
Sampanteny 

2012/07/13