Teny iditra takila (ila)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra nahafahana ny ilany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy with one good side [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay dont il ne reste qu'un côté, dont un côté a été déchiré [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra takila (ila)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ilany, sombiny; ny lafiny ambadika sy ambadika amin' ny ravin-taratasy na takelaky ny boky: Ny boky dimampolo takelaka dia misy takila zato ~ Jereo ao amin' ny takila fahatelo amby enimpolo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a page in a book [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay page d'un livre; côté [Hallanger 1974]

2012/08/23