Teny iditra takizina (izina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Maizina tsy misy jiro na hazavana: Takizina tao izahay nandritra ny fahefatr' adiny
¶ Ambany saina tsy mbola tratran' ny fahalalana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/12/04