Teny iditra takoditra (hoditra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ireo zavamaniry mamody, toy ny ovy, andrahoina miaraka amin' ny hodiny; ny voanjobory na ny voanjombazaha andrahoina aman-kodiny fa tsy voasana aloha. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay tubercule qu'on fait cuire avec la peau [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

2012/07/06