Teny iditra takolaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ireo ilany roa amin' ny tarehy: Misy tandra kely eo amin' ny takolany havia
¶ Ny fihodivirana miankavia na miankavanana
¶ Ny tava sompiran' ny rindrina ikatonan' ny varavarana na ivohany. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the cheek [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la joue [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra takolaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] in the provinces, the angle of a rampart or a street. [Richardson 1885]

2009/09/01