Teny iditra takona
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Voasakan-javatra ka tsy hita: Takon' ireo hazo ireo ny tranonay
¶ Miafina amin' ny...: Takona ahy ny tarehiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy hidden, not seen [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay caché, qu'on ne voit pas [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra takona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiaraha-mibata zava-mavesatra; firaisana hina hanao zava-dehibe sarotra iray; fiarahana mibata na mikarakara faty iray [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] a provincial name for a palanquin. See lanja, tondra, entina [Richardson 1885]
Sampanteny 

2009/04/24