Teny iditra takonam-bolana (takona, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy takon'ny tany ny masoandro ka tsy hita ny hazavan'ny volana [SLP 1986]
Fandikana frantsay éclipse de lune [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31