Teny iditra takon-jiro (takona, jiro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fitaovana natao hampidinana ny hazavana [SLP 1986]
Famaritana frantsay abat-jour [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra arompitaratra ~ aronjiro ~ fanakonan-kazavana

2009/09/09