Teny iditra takony
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   [Taisaka] entina, lanjaina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra takony (takona)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao takona sy mpisolo

Teny iditra takony (takona)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao takonana sy takonina [firaketana]

Teny iditra takony
Sokajin-teny   anarana takona sy takotra sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/20