Teny iditra takosina (kosina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Boribory lavalava (tahaka ny fanoto)
¶ Maloto, mihosina vovoka na fotaka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra takosona

2013/03/21