Teny iditra taky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fakana ny an' ny tena (na vola nosamborina izany na zavatra nindramina) any amin' olona [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra taky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] tanalahy [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2012/09/06