Teny iditra talaky
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fihasimban' ny hoe: "Halaky" (malaky) amin' ilay fiteny hoe: "Talaky mandeha", fampiasa mba hampirisihana hampianarana ny zaza vao miana-mandeha, ka ny heviny dia hoe: enga anie ka vetivety dia handeha [Rajemisa 1985]

Teny iditra talaky
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] mamiratra, mazava [Rakotosaona 1975]
 Mora hitan' ny maso; tazana tsara; mierinerina sy tsy miafina: Aza esorina eo ambony eo io sary io fa talaky maso tsara izy eo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy visible, obvious [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay visible de loin, évident [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31