Teny iditra talanjona
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Gaga, vanana izaitsizy: Talanjona Iko [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   amazed [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   stupéfait [Hallanger 1974]
Ohatra   Gaga ny trondro, talanjona ny voay [Andraina: Sahabe, takila 4]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/07