Teny iditra |
taloha
|
Singan-teny | t~ ; aloha |
Sokajin-teny | ny lasan' ny mpampiankin-teny
|
Fanazavàna teny malagasy | Tranainy: Efa fomba taloha izany ~ Teraka talohan-dRakoto Rabe Tamin' ny andro tany aloha ela, fahiny: Taloha, nisy ala teto antampon' itý tanàna
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Before, formerly, former. [1.2]
|
| Before [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Avant (temps passé) [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tsaroako indray ny nanjo ahy taloha.
[2.4]
|
2 | Taloha kosa ny kilalao foronina no betsaka.
[2.117]
|
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
taloha
(aloha)
|
Sokajin-teny | ny lasan' ny tambinteny
|
Fanazavàna teny anglisy | Formerly [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Autrefois [1.8]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|