Teny iditra |
talohan > aloha
|
Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
Famaritana malagasy | Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa ¶ Homeko valisoa izay mahavaly aloha ¶ (toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo ¶ (fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | before [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
| first [Abinal 1888, Hallanger 1973]
|
| previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.] [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | avant [Hallanger 1974, SLP 1986]
|
| au devant; auparavant [Hallanger 1974]
|
| antérieur, devant [SLP 1986]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Endriteny |
aloha
alohako
alohanao
alohany
alohantsika
alohanay
alohanareo
alohan'
alohan-
aloham-
| |
taloha
talohako
talohanao
talohany
talohantsika
talohanay
talohanareo
talohan'
talohan-
taloham-
| |
|
Teny mifanohi-kevitra |
|