Teny iditra tamango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy firavaka fitondra amin' ny famoràna (kelikely kokoa noho ny betaly ny tamango) [Rajemisa 1985]

Teny iditra tamango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] vatampaty (amin'ny faty maina) [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] Vatam-paty miendrika lakana [Rajemisa 1985]

Teny iditra tamango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] ody, sampy: Mañamasiña tamango ny ampisikidy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tamango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin' ny loka kanety [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2010/05/06