Teny iditra tambajotran > tambajotra (tambatra, zotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay [ tamba-jotra ] branchement [Rajaonarimanana 1995]
Famaritana frantsay réseau [3.1]
Endriteny 
tambajotra
tambajotran'
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Famatsian-kena eto an-dRenivohitra : tambajotra iray lehibe ny famonoana omby eo Ankadindratombo [NewsMada , 2013/08/20]
2Porofo mivaingana ity sary izay nalain’ny olona tetsy Ambatonakanga ity ary nozaraina tamin’ny tambajotra sosialy. [Midi Madagascar , 2014/06/03]