Teny iditra tambanana (tambana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana zavatra hisakanana tambana: Matetika taloha ny zavatra nokinasa notambanana valala manatody, fa "raha indrindra ho lavo ihany, aleoko mba ho lavo amin' akondro", hoy ny Ntaolo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tambanana, tambanako, tambananao, tambanany, tambanantsika, tambananay, tambananareo, tambanan', tambanan-, tambanam-, tambana-
Ny lasa : notambanana, notambanako, notambananao, notambanany, notambanantsika, notambananay, notambananareo, notambanan', notambanan-, notambanam-, notambana-
Ny hoavy : hotambanana, hotambanako, hotambananao, hotambanany, hotambanantsika, hotambananay, hotambananareo, hotambanan', hotambanan-, hotambanam-, hotambana-
Filaza mandidy : tambano
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05