Teny iditra tambanivohitra (t~, ambany, vohitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay campagnard [Rakotonaivo 1993 takila 120]
 provincial [Rakotonaivo 1993 takila 761]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Zanak' olona ambony toy ireny ve hijery maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [Andraina: I Vola, takila 7]
2Loza ho an' ny zazavavy ny irin' ny olona raha tambanivohitra sy mahantra izy. [Andraina: Mitaraina, takila 43]
3hoy indray ny eritreriny iray, tsy ho ory intsony izy mianakavy na dia ho tambanivohitra araka ny maha tantsaha azy aza. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 29]

Teny iditra Tambanivohitra
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra)
Mpanoratra Ny Avana, 1926
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/08