Teny iditra tambatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firaisana tsy misaraka, fikambanana ho iray. [Rajemisa 1985]
 ¶ tamba-panangonana angovon'aratra: bateria [SLP 1986]
Famaritana frantsay état de ce qui est joint, uni, mis ensemble [Abinal 1888]
Famaritana frantsay total, somme, résultante
¶ tamba-panangonana angovon'aratra: batterie d'accumulateurs d'énergie électrique
¶ tamba-patran'ny fiatiana: capacité totale
¶ tambatry ny fahalalàna: somme des connaissances
¶ tamba-tsara ara-tsôsialy: charges sociales. [Voambolana: Toe-karena: ara-bola ary fitantanana] [SLP 1986]
Sampanteny 
Mpanahaka  totaly

2014/01/25