Teny iditra tamberezina (verezina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza olona angatahan-javatra tsisy farany, itampesonana, itambezoana [Rajemisa 1985]

2009/02/23