Teny iditra tamberim-bidy (verina, vidy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy vola miverina amin' ny mpamokatra avy amin' ny fokontany (Vatoeka) na ny "Société d'Intérêt Nationale des Produits Agricoles" nividy ny vokany, ambonin' ny vidiny, ka io dia ampahany isan-jato, ohatra, amin' ny tambatry ny vidin' ny vokatra lafony [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ristourne [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 

2015/03/18